Teny iditra (1/4) | 1 journal
![]() |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.17] diary firaketana ny miseho isan-andro; fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana |
Teny iditra (2/4) | 4 journal
![]() |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.17] gazety |
Lohateny |
Teny iditra (3/4) | 8 journal
![]() |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.4] taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro: Voici le journal de mon voyage (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako) 11 [1.9] diary; taratasy milaza ny atao isan' andro; boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro |
Lohateny |
Teny iditra (4/4) | 14 journal
![]() |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.4] gazety. Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra) 17 [1.9, 1.17] gazety |
Ohatra |
18 [2.649] Izao no teny nataon' ny Calcutta journal, gazety tao Morosy milaza izany. |
Voambolana |
19 Toe-karena: tonta printy, sary |
Haiendriteny |
|
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |