|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  K  ~  k    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa. [1.3]
Mpanahaka  5  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny abidia
Lahatsoratra  7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/2)8  K    
Sokajin-teny  9  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  10 Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 Potassium. [3.1]
Voambolana  12  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  13  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08