|
|
|
|

Teny iditra1  kaba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Loaka lehibe fasiana kavina amin' ny ravintsofina, na ny olona nasiana io loaka lehibe io ny ravin-tsofiny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Grand trou dans le lobe de l'oreille, grand anneau qui le maintient ouvert
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  baka, kaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21