Teny iditra kabaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Habetsahan-drano na rony
Sakafo, hanina, vola maty: Ohatrinona aloha ny kabaka amin' io raharaha io ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Abondance, grande quantité d'eau ou de sauce [1.3]
  [Tankarana] Ce qu'on mange avec le riz. (rò) § làoka. [1.19]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31