Teny iditra | 1 kabarina |
Fototeny | 2 kabary |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila 5 Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be discussed or announced publicly [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse) [1.3] 8 qu'on proclame, qu'on discute publiquement [1.8] |
Ohatra |
9 Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no amenoana ny valin-kabarina hoso-menaka. [2.245#] 10 Rehefa tonga ny fotoana dia kabarina amin' ny tsena rehetra ka lazaina ny fombafomba maro tsianononana hatao. [1.437#] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 15 kabaroina |
Fivaditsoratra | 16 kabarina, karabina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |