Teny iditra | kabary tsy efa | |
Singan-teny | kabary ; tsy ; efa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Raharaha tsy misy fiafarany, mitarozaka hatrany hatrany, -- raharaha manahirana tsy vita mora foana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Affaire sans fin, une grosse affaire [1.3] | |
Fivaditsoratra | fibaratsaike, kabary tsy efa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |