Teny iditra | kabatita | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa ilazana ny angelivavy, izay atao koa hoe kabanty [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Nom de la femelle du grillon [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | angelivavy ~ kabanty | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kabatita io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |