Teny iditra | 1 kabedesina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tenenina fatratra: Aza dia kabedesina marain-tsy hariva io zaza io fa mampalahelo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#302] Qu'on gourmande, qu' on réprimande sans cesse |
Fototeny | 5 kabedy |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ikabedesan, kabedesina, nikabedesa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |