|
|
|
|

Teny iditra1  kabinetra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitambaran' ny minisitra ao amin' ny fanjakana iray
Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra ~ Misy fivorian'ny kabinetra anio
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Cabinet, conseil des ministres, membres de ce conseil
Voambolana  5  Pôlitika

Fivaditsoratra  6  kabinetra, natrebika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21