|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kabo-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe kaboka

Teny iditra (2/2)3  kabo
Sokajin-teny  4  anarana
Voambolana  5  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny malagasy  6  Anaran-kazandrano misy poizina mahery ny tsilony [Sakalava] [1.1]

Fivaditsoratra  7  bako, boka, kabo-, koba

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11