Teny iditra | kaboda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Tehina, kanonta [1.78] | |
[Taisaka] Tehina, tapakazo vaventy nefa fohy [1.78] | ||
[Sihanaka] Kibay [1.78] | ||
[Tanosy] Kanonta [1.78] | ||
Fivaditsoratra | bodaka, dabòka, dobaka, kaboda |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |