Teny iditra | 1 kafankafana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandavana amim-pahatezerana na amin' alahelo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Paroles réitérées de refus, cris de colère |
Voambolana |
5 Ontam-po |
Fototeny | 6 kafana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 kafana |
Fivaditsoratra | 13 akafankafan, kafankafana, nakafankafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |