Teny iditra | kahana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fiantsoana ny omby hanatona ¶ fanaovana teny an' avona raha manda [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | kahankahana | |||
Teny iditra | kahana | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Famaritana malagasy | [Taimoro] na oviana na oviana [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |