|
|
|
|

Teny iditra1  kahie
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitambaran-dravintaratasy voazaitra ampiasain' ny mpianatra indrindra, hakany lesona any am-pianarana na hanaovany ny enti-modiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a notebook, a copy book
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] cahier
6  [1.13] cahier
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  akehi, heaky, heika, hiake, kahie, kaihe

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11