|
|
|
|

Teny iditra1  kahonkahona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tomanimany lavareny; finaonaonan' ny saka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#303] cris, pleurnicheries des enfants, cris plaintifs des chats
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9  hanankohoka, kahonkahona

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30