Teny iditra kaiky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] lolom-po [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kaiky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanosy] rahampitso [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kaiky
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] nefa [Rakotosaona 1975]
  [Bara] nefa, kanefa [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kaiky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] feo, kiaka, antso [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06