|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kaiky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] lolom-po

Teny iditra (2/4)4  kaiky
Sokajin-teny  5  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Tanosy] rahampitso

Teny iditra (3/4)7  kaiky
Sokajin-teny  8  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Bara, Taisaka] nefa, kanefa

Teny iditra (4/4)10  kaiky
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Bara, Sakalava] feo, kiaka, antso
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  14  akiki, akiky, Ikaky, kaiky, kiaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21