Teny iditra kajaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] mangahazo: manavota kajaha lejalahe hatono (manongota mangahazo leretsy hatono) [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (sur la côte Sud-Est : mbazaha : même origine). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Nom du manioc cultivé. Les variétés amères, qu'on ne peut consommer sans préparation spéciale, sont appelées kajaha-mafaika. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Manihot utilissima

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31