Teny iditra (1/2) | 1 kajakaja |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Sakalava]
Masom-by na mason-tady amin' ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan' ny botry na ny sambo |
Voambolana |
4 Fifamoivoizan-tsambo |
Teny iditra (2/2) | 5 kajakaja |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] Soin, souci de ceux qui ont la direction, l’intendance, la responsabilité de... |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 14 jakajaka, kajakaja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |