Teny iditra | kajakaja | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Masom-by na mason-tady amin' ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan' ny botry na ny sambo [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |||||||||||||||
Teny iditra | kajakaja | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Soin, souci de ceux qui ont la direction, l’intendance, la responsabilité de... [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | jakajaka, kajakaja |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |