Teny iditra kajina (kajy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana, rankizy!
Kalina: Kajiny aoka izany ny sorany rehefa manoratra izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kajina, kajiko, kajinao, kajiny, kajintsika, kajinay, kajinareo, kajin', kajin-, kajim-, kaji-
Ny lasa : nokajina, nokajiko, nokajinao, nokajiny, nokajintsika, nokajinay, nokajinareo, nokajin', nokajin-, nokajim-, nokaji-
Ny hoavy : hokajina, hokajiko, hokajinao, hokajiny, hokajintsika, hokajinay, hokajinareo, hokajin', hokajin-, hokajim-, hokaji-
Filaza mandidy : kajio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20