Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tandrina, kolokolo, kaly [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Attention, soin, vigilance pour exécuter, pour conserver [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nomena vao haingana ny marika sy ny asa-marika fa tsy mahalaza kosa ny matematika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Calcul [1.13, 1.5]
Kamban-teny 
Zanakanarana Kajy mampisaina (FOFAFIPE)

Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Tahiry [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29