|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kakajo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] hazo na tapa-kazo: kakajo diana am-potaka: dina ny vodine mitranga ny lohane, ka diana ny lohane, mitringa ny vodiny (hazo hitsahina am-potaka ka tsindriana ny lohany, miainga ny vodiny)

Teny iditra (2/2)4  kakajo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Bara] tilikambo

Fivaditsoratra  7  jakako, kajako, kakajo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21