Teny iditra (1/2) | 1 kalaina |
Fototeny | 2 laina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Kamo amin' izay atao rehetra, tsy manana fahazotoana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a lazy fellow |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#305] paresseux de mauvaise volonté |
Ohatra |
7 Votsa saina sy kalaina [2.285] |
Tovy hevitra | 8 kalaimpory |
Teny iditra (2/2) | 9 kalaina |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.60#161] chef, patron |
Fivaditsoratra | 12 akalani, anakila, analika, kalaina, lakaina, nalaika, nalakay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |