|
|
|
|

Teny iditra1  kalamboro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hazo akan' ny olona gaoma na sandarosy anisan' ny tsara [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  (déformation de halamBOro ou halamBOrona. acacia ou Albizia sp. (Fabaceae) fournissant une gomme de bonne qualité. Voir Tralboux : Note sur les caoutchoucs, gommes et résines dans le Cercle de Morondava, Bulletin Économique Madagascar, 1902 (3e trimestre) p. 255 ; A. et G. Grandidier, Ethnographie, vol. 2, p. 506 ; Decary, Annales du Musée Colonial de Marseille, 1946, p. 97 et 99. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31