Teny iditra kalanga (langa)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mirona any aoriana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra langa ~ solanga ~ tsangantandroka
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

2011/01/21