Teny iditra (1/2) | 1 kalaza |
Fototeny | 2 laza |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny entina hilazana olona mahery miady hevitra na olona mafy hatoka Entina hilazana mpiady malaza noho ny herimpony na ny fahaizany amam-pahakingany: Kalazalahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a champion, a conqueror. It is frequently applied to fighting bulls, chameleons and crickets |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] renommé par ses disputes, par son entêtement, par ses discours; se dit aussi des guerriers distingués, des taureaux, des grillons et autres animaux habiles dans les batailles |
Ohatra |
7 Koa be no nandihy ny kalaza lahy sy ny kalaza vavy. [2.366#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 kalaza |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Antsy lehibe, karazana famaky, izay entin' ny olona amin' ny ady |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] an axe, a native billhook |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] espèce de hache dont on se sert dans les batailles |
Ohatra |
14 Fibarana dia karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [2.472] |
Voambolana |
15 Fitaovam-piasana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |