|
|
|
|

Teny iditra1  kalesin-dalamby
Singan-teny  2  kalesy, lalamby
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] wagon
Ohatra  5  Misioka lavidavitra any ny kalesindalamby mpitondra ny mpiantsena avy any an-drenivohitra. [2.470#]
Voambolana  6  Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01