Teny iditra kalisaonina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaoanatin-dehilahy miendrika pataloa na kilaoty [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay caleçon [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: caleçon.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31