Teny iditra kalisy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kapoaka ampiasain' ny Pretra hasiana divay amin' ny sorona masin' ny lamesa (katolika)
Kapoaka misy ny divay sotroina amin' ny fanasan' ny Tompo (protestanta) [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: calice.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31