|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kalo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  9  Hira madinika fanao raha malahelohelo, mahatsiaro ny ela sy mitantara ny lasa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  a melancholy song or chant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  chanson mélancolique, complainte [1.8]
Ohatra  12  Andeha isika, andriamatoa, hihaino kalo any Ambatomiantendro [2.48]
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny kalo io

Teny iditra (2/3)17  kalo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  fille [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/3)20  kalo
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  takalo, vidy [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  23  kalo, kola, kolà, lako, loka

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28