Teny iditra kambin-tsikina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra mampisaraka ny sikin-taho sy ny ravina amin'ny zava-maniry tokam-bihy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Ligule [1.13]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/17