|
|
|
|

Teny iditra1  kambontsinay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay
Ohatra  4  [2.424#] Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay.
Voambolana  5  Haiaina
Singan-teny  6  kambo, tsinay

Fivaditsoratra  7  ambonintsika, kambontsinay, niombantsika, nitsambokina, nombaintsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21