|
|
|
|

Teny iditra1  kambontsinay
Singan-teny  2  kambo, tsinay
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay
Ohatra  5  Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay. [2.424#]
Voambolana  6  Haiaina

Fivaditsoratra  7  ambonintsika, kambontsinay, niombantsika, nitsambokina, nombaintsika

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11