|
|
|
|

Teny iditra1  kamby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tandroy] nofotra mitsiry akoatra ny tokony ho izy amin'ny tenan'ny olombelona: Misy kamby ty taña i ajajay

Fivaditsoratra  4  bikam, kamby, kimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21