Teny iditra kamenona (menona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fimonomononana mandrakariva; fitarainana tsy misy fitsaharana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Plaintes sans fin, murmures de vieilles femmes [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20