Teny iditra | 1 kamiônety |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] fiara madinika fitateran'entana, madinika kokoa noho ny kamiô |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] camionnette |
Voambolana |
5 Fitaterana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |