|
|
|
|

Teny iditra1  kamoladina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary
Tovy hevitra  4  kamo

Fivaditsoratra  5  kamoladina, lakomadina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31