Teny iditra | 1 kanakana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala, Tanosy]
ganagana 4 [1.1] Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a tame duck |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] cane, canard domestique |
Voambolana |
7 Haibiby: vorona |
Tovy hevitra | 8 gana, ganagana, vorombazaha |
Fivaditsoratra | 9 anakakan, kanakana, nakanaka, nanakaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |