|
|
|
|

Teny iditra1  kandaonina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vola ratsy taloha, tsy mba maneno tsara toy ny farantsa volafotsy fa ratsy feo
Zavatra na entana hosoka, na olona mpihatsaravelatsihy

Fivaditsoratra  4  kandaonina, nanadinako, nanakodian, nandainako, nandaniako, nandikanao, nandokanay, nidonanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21