Teny iditra kanikany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hehy somary malemilemy entina hanesoana na noho ny hamaivanan-tsaina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra kanikany
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] vetivety [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23