|
|
|
|

Teny iditra1  kanonta
Fototeny  2  tonta
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tantanana makadiry.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a sledgehammer; a pile-driver
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] masse; bélier
Ohatra  7  Isaky ny teny iray, dia toa kanonta iray nianjera tao am-poko. [2.643#]
Voambolana  8  Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  9  fampohaza
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  kanonta, kantoña, nakaton, nakotan, nankato, natakon, natokan, natonak, takonan

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21