Teny iditra | 1 kansera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |