Teny iditra (1/3) | 1 kantsana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net |
Voambolana |
5 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 kantsana |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina |
Teny iditra (3/3) | 14 kantsana |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Tapaka tsipika izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.13] segment |
Voambolana |
18 Matematika: rafitsary |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 23 akantsan, antsakan, kantsana, nakantsa, nantsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |