Teny iditra | 1 kantsonkantsona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny feon' ny ronono tarena mifantsitsitra ao anaty voatavo fanantazana azy. |
Voambolana |
4 Feo |
Fototeny | 5 kantsona |
Tovy hevitra | 6 kantsona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |