Teny iditra kanty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antibavy mahia kaozatra [Rajemisa 1985]

Teny iditra kanty
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] hendry [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] hendry, morabe [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] vory saina, tsara, mahafinaritra, hendry, manantsaina [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] hendry, matotra [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra kante

2009/02/23