|
|
|
|

Teny iditra1  kaody
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaody izay izy tamin' ny mbola tanora
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Tovy hevitra  7  kaodikaody
Mpanahaka  8  haolo, milodilody
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny kaody io

Fivaditsoratra  10  adiko, diako, dikao, dokay, kadio, kaody, kodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21