Teny iditra kaomisera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: commissaire.
Tsipelina hafa 
Ohatra Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [Andraina: I Vola, takila 47]

2014/10/21