Teny iditra kaonitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zoron-trano mandroso kely ka manjary toa haingony [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay saillie extérieure des angles des maisons [Abinal 1888]

Teny iditra kaonitra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Efa manify sady fohy ny volony [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay dont les cheveux deviennent rares et courts
¶ honteux [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31