Teny iditra | kaonitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zoron-trano mandroso kely ka manjary toa haingony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Saillie extérieure des angles des maisons [1.3] | |
Teny iditra | kaonitra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Efa manify sady fohy ny volony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dont les cheveux deviennent rares et courts Honteux [1.3] | |
Fivaditsoratra | akitrano, kaonitra, kitroana, kotraina, tany roka, tinoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |